2 Korintiana 5:20 MG1865

20 Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 5

Jereo 2 Korintiana 5:20 amin'ny teny manodidina.