2 Korintiana 6:14 MG1865

14 Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonana'ny mazava sy ny maizina?

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 6

Jereo 2 Korintiana 6:14 amin'ny teny manodidina.