2 Korintiana 6:16 MG1865

16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy ? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe: Honina eo aminy sy handeha eo aminy Aho, ary izy ho oloko (Lev. 26. 11, 12).

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 6

Jereo 2 Korintiana 6:16 amin'ny teny manodidina.