2 Korintiana 6:2 MG1865

2 fa hoy Izy: Tamin'ny taona fankasitrahana no nihainoako anao, Ary tamin'ny andro famonjena no namonjeko anao (Isa. 49. 8); indro, ankehitriny no andro fankasitrahana; indro, ankehitriny no andro famonjena;

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 6

Jereo 2 Korintiana 6:2 amin'ny teny manodidina.