13 Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin'ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian'i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny.
Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 7
Jereo 2 Korintiana 7:13 amin'ny teny manodidina.