2 Korintiana 8:22 MG1865

22 Ary nirahinay niaraka tamin'ireo ilay rahalahinay izay efa hitanay mazoto matetika amin'ny zavatra maro; fa ankehitriny mazoto kokoa izy noho ny haben'ny fahatokiany anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 8

Jereo 2 Korintiana 8:22 amin'ny teny manodidina.