2 Korintiana 8:6 MG1865

6 ka dia nangataka an'i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 8

Jereo 2 Korintiana 8:6 amin'ny teny manodidina.