2 Korintiana 8:9 MG1865

9 Fa fantatrareo ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 8

Jereo 2 Korintiana 8:9 amin'ny teny manodidina.