2 Korintiana 9:11 MG1865

11 dia hanan-karena amin'ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin'ny hitsim-po,izay mahatonga ny fisaoranay an'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 9

Jereo 2 Korintiana 9:11 amin'ny teny manodidina.