2 Korintiana 9:6 MG1865

6 Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 9

Jereo 2 Korintiana 9:6 amin'ny teny manodidina.