2 Petera 1:16 MG1865

16 Fa tsy nanaraka izay anganongano noforonin'ny fahafetsen'ny saina izahay, raha nampahafantatra anareo ny hery sy ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika; fa efa hitan'ny masonay ny fiandrianany.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 1

Jereo 2 Petera 1:16 amin'ny teny manodidina.