2 Petera 1:4 MG1865

4 ary izany no nahatanterahany amintsika ireo teny fikasana sady soa no lehibe indrindra, mba ho tonga mpiray amin'ny fomban'Andriamanitra amin'izany ianareo, rehefa afa-nandositra ny fahalotoana izay eo amin'izao tontolo izao noho ny filàna;

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 1

Jereo 2 Petera 1:4 amin'ny teny manodidina.