2 Petera 1:6 MG1865

6 ary amin'ny fahalalanareo dia fahononam-po, ary amin'ny fahononam-ponareo dia faharetana, ary amin'ny faharetanareo dia toe-panahy araka an'Andriamanitra,

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 1

Jereo 2 Petera 1:6 amin'ny teny manodidina.