2 Petera 2:10 MG1865

10 indrindra fa izay mandeha araka ny fitarihan'ny nofo hila zava-mahaloto ka manamavo ny manana fahalehibiazana. Ireo efa olona sahisahy, mitompo teny fantatra sady tsy matahotra hiteny ratsy ny manana voninahitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 2

Jereo 2 Petera 2:10 amin'ny teny manodidina.