2 Petera 2:22 MG1865

22 Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: "Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray."

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 2

Jereo 2 Petera 2:22 amin'ny teny manodidina.