2 Tesaloniana 1:11 MG1865

11 Ary izany no angatahinay mandrakariva ny aminareo, mba hataon'Andriamanitsika ho miendrika ny fiantsoana ianareo, ary hotanterahiny amin'ny hery ny fankasitrahana tsara rehetra sy ny asan'ny finoana,

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 1

Jereo 2 Tesaloniana 1:11 amin'ny teny manodidina.