2 Tesaloniana 2:15 MG1865

15 Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin'ny teninay, na tamin'ny epistilinay.

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:15 amin'ny teny manodidina.