2 Tesaloniana 2:4 MG1865

4 ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:4 amin'ny teny manodidina.