2 Tesaloniana 3:14 MG1865

14 Ary raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin'ity epistily ity, mariho izany olona izany, ka aza mikambana aminy, mba hahamenatra azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 3

Jereo 2 Tesaloniana 3:14 amin'ny teny manodidina.