2 Tesaloniana 3:6 MG1865

6 Ary mandidy anareo izahay, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hialanareo amin'ny rahalahy rehetra izay tsy mitoetra tsara ka tsy manaraka ny fampianarana natolotra izay noraisiny taminay.

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 3

Jereo 2 Tesaloniana 3:6 amin'ny teny manodidina.