2 Timoty 1:12 MG1865

12 Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy mandra-pihavin'izay andro izay.

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 1

Jereo 2 Timoty 1:12 amin'ny teny manodidina.