2 Timoty 2:21 MG1865

21 Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompo, voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 2

Jereo 2 Timoty 2:21 amin'ny teny manodidina.