2 Timoty 2:24 MG1865

24 Ary tsy mety raha miady ny mpanompon'ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin'ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 2

Jereo 2 Timoty 2:24 amin'ny teny manodidina.