2 Timoty 4:18 MG1865

18 Ary ny Tompo hanafaka ahy amin'ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin'ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 4

Jereo 2 Timoty 4:18 amin'ny teny manodidina.