Apokalypsy 1:17 MG1865

17 Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan'ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin'ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:17 amin'ny teny manodidina.