Apokalypsy 1:4 MG1865

4 Jaona mamangy ny fiangonana fito any Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin'ny Fanahy fito izay eo anoloan'ny seza fiandrianany;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:4 amin'ny teny manodidina.