Apokalypsy 1:7 MG1865

7 Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 1

Jereo Apokalypsy 1:7 amin'ny teny manodidina.