Apokalypsy 10:1 MG1865

1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery anankiray koa, nidina ary tany an-danitra sady nitafy rahona; ary ny avana dia teo amin'ny lohany, ary ny tavany dia tahaka ny masoandro, ary ny tongony tahaka ny andry afo,

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 10

Jereo Apokalypsy 10:1 amin'ny teny manodidina.