Apokalypsy 11:3 MG1865

3 Ary homeko hery ny vavolombeloko roa, ka haminany enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy, sady hitafy lamba fisaonana.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 11

Jereo Apokalypsy 11:3 amin'ny teny manodidina.