Apokalypsy 12:12 MG1865

12 Ary noho izany mifalia, ry lanitra sy ianareo izay monina ao aminy. Loza ho an'ny tany sy ny ranomasina ! Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, Satria fantany fa kely sisa ny androny.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:12 amin'ny teny manodidina.