Apokalypsy 12:9 MG1865

9 Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:9 amin'ny teny manodidina.