Apokalypsy 13:13 MG1865

13 Ary manao famantarana lehibe izy, ka dia mampidina afo avy any an-danitra ho amin'ny tany eo imason'ny olona aza.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13

Jereo Apokalypsy 13:13 amin'ny teny manodidina.