2 Ary ny bibi-dia izay efa hitako dia tahaka ny leoparda, ary ny tongony tahaka ny an'ny bera, ary ny vavany tahaka ny vavan'ny liona; ary ilay dragona nanome azy ny heriny sy ny seza fiandrianany ary fahefana lehibe.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 13
Jereo Apokalypsy 13:2 amin'ny teny manodidina.