Apokalypsy 14:13 MG1865

13 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:13 amin'ny teny manodidina.