Apokalypsy 14:19 MG1865

19 Ary naroson'ilay anjely tamin'ny tany ny fijinjany, dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin'ny famiazana lehibe, dia ny fahatezeran'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 14

Jereo Apokalypsy 14:19 amin'ny teny manodidina.