Apokalypsy 15:8 MG1865

8 Ary ny tempoly dia feno setroka avy tamin'ny voninahitr'Andriamanitra sy ny heriny, ka tsy nisy nahazo niditra tao amin'ny tempoly mandra-pahatanteraky ny loza fito nentin'ny anjely fito.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15

Jereo Apokalypsy 15:8 amin'ny teny manodidina.