Apokalypsy 16:12 MG1865

12 Ary ny fahenina nampidina ny tao an-doviany tamin'i Eofrata, ony lehibe; dia ritra ny ranony hanamboarana ny lalan'ireny mpanjaka avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16

Jereo Apokalypsy 16:12 amin'ny teny manodidina.