19 Ary ny tanàna lehibe dia vaky ho telo toko, ary rava ny tanànan'ny firenena maro; ary Babylona lehibe dia notsarovana teo anatrehan'Andriamanitra, mba homena azy ny kapoaky ny divain'ny firehetan'ny fahatezerany.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16
Jereo Apokalypsy 16:19 amin'ny teny manodidina.