Apokalypsy 16:21 MG1865

21 Ary nisy havandra vaventy nilatsaka avy tany an-danitra ho amin'ny olona, tokony ho lanjan-talenta iray avy; ary niteny ratsy an'Andriamanitra ny olona noho ny loza avy tamin'ny havandra; fa lehibe loatra izany loza izany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16

Jereo Apokalypsy 16:21 amin'ny teny manodidina.