9 Ary main'ny hafanana be ny olona, dia niteny ratsy ny anaran'Andriamanitra, Izay manam-pahelana amin'ireny loza ireny, izy sady tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16
Jereo Apokalypsy 16:9 amin'ny teny manodidina.