Apokalypsy 17:10 MG1865

10 Ary mpanjaka fito ireo; efa lavo ny dimy, ka ny iray mbola eo ihany, ary ny iray koa mbola tsy tonga; ary rehefa tonga izy, dia tsy maintsy mitoetra kelikely.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17

Jereo Apokalypsy 17:10 amin'ny teny manodidina.