17 Fa Andriamanitra efa nanome fo ireo hanatanteraka ny heviny sy hifanara-tsaina ary hanome ny fanjakany ho an'ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17
Jereo Apokalypsy 17:17 amin'ny teny manodidina.