Apokalypsy 17:7 MG1865

7 Ary hoy ilay anjely tamiko: Nahoana no gaga ianao? Izaho hilaza aminao ny zava-miafina ny amin-dravehivavy sy ny bibi-dia mitondra azy, izay manan-doha fito sy tandroka folo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 17

Jereo Apokalypsy 17:7 amin'ny teny manodidina.