Apokalypsy 18:13 MG1865

13 sy havozomamy sy zavatra mani-pofona sy ditin-kazo sy menaka manitra sy ditin-kazo mani-pofona, sy divay sy diloilo sy lafarina tsara toto sy vary tritika sy omby sy ondry sy soavaly sy kalesy ary tena sy ain'olona.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:13 amin'ny teny manodidina.