Apokalypsy 18:22 MG1865

22 Ary ny feon'ny mpitendry lokanga sy ny mpitsoka mozika sy ny mpitsoka sodina ary ny mpitsoka trompetra dia tsy ho re eo aminao intsony; ary ny mpiasa rehetra mahay zavatra na inona na inona tsy ho hita eo aminao intsony; ary ny feon'ny vato fikosoham-bary tsy ho re eo aminao intsony;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:22 amin'ny teny manodidina.