2 Fa marina sy mahitsy ny fitsarana ataony; Fa nitsara ilay vehivavy janga lehibe Izy - Dia ilay nandoto ny tany tamin'ny fijangajangany - Ary namaly ary noho ny ran'ny mpanompony izay nalatsaky ny tànany.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19
Jereo Apokalypsy 19:2 amin'ny teny manodidina.