Apokalypsy 19:8 MG1865

8 Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon'ny olona masina.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 19

Jereo Apokalypsy 19:8 amin'ny teny manodidina.