7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin'ny hazon'aina, izay eo amin'ny Paradisan'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 2
Jereo Apokalypsy 2:7 amin'ny teny manodidina.