10 Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro amin'alina mandrakizay mandrakizay ireo.
Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 20
Jereo Apokalypsy 20:10 amin'ny teny manodidina.