Apokalypsy 20:14 MG1865

14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 20

Jereo Apokalypsy 20:14 amin'ny teny manodidina.